OMEO KAFE

Omeo cafe , cafe mafàna
Fa toa mangitsy
Ty ririnina ity (2)

Raha lasana any an`aho
Ka mba mahita
Dia mba mahatsiaro
An`ty ririnina ity (2)

Fa raha ny làlana
Hisampana (2)
Ny tanantsika(2) hisaraka(2)
Ka tonga any aho , hanao veloma
Raha sitrakao , dia izao atao

Omeo cafe , cafe mafàna
Fa toa mangitsy
Ty ririnina ity (2)
Reveo indray ilay sigara
Enti-misioka
Amin`ity ririnina ity (2)

Fa raha vao lasa any aho
Dia hitomany (2)
Rafahavaratra , ho tonga ihany(2)
Ny orana tsy tia ankaso
Hanafina ny ranomaso

Omeo cafe , cafe mafàna
Fa toa mangitsy
Ty ririnina ity (2)

Reveo indray , ilay hirantsika
Hoe tia misioka
Amin`ity ririnina ity (2)